Pas de connexion Internet. Certaines fonctionnalités peuvent ne pas être disponibles.
Notre école - Logo Notre école
+261337418655
notre.ecole.tsiadana@gmail.com
Notre école
+261337418655
notre.ecole.tsiadana@gmail.com

Fandaharam-potoana sy fankalazana ny Andron'ny Sekoly – Herinandro 19-25 Febroary 2025

Mbola ao anatin'ny "vacances" tsara mihitsy isika izao .Aza adinoina fa amin'ny Zoma 25 Jolay ny fara fisoratana anarana amin'ilay #ateliersdevacances2025 "VOYAGE" ho an'ny ankizy…

Contenu de l'article

Vie scolaire 17 févr. 2025
Illustration de l'article : Fandaharam-potoana sy fankalazana ny Andron'ny Sekoly – Herinandro 19-25 Febroary 2025

Mbola ao anatin'ny "vacances" tsara mihitsy isika izao .

Aza adinoina fa amin'ny Zoma 25 Jolay ny fara fisoratana anarana amin'ilay #ateliersdevacances2025 "VOYAGE" ho an'ny ankizy rehetra 3 hatramin'ny 10taona.

Ny "ateliers de vacances" dia manampy betsaka ny ankizy amin'ny fitomboany sy ny fivelarany, indrindra ny ara-tsaina. 

Entina manonofy  any Kenya ???????? ny ankizy amin'ny Talata 29Jolay 2025. Toy ireny mandeha any ivelany any ireny mihitsy.

Ireo amin'ny sary ireo izao ohatra ny sakafo 

Izay fa dia manaova fialan-tsasatra mahafinaritra daholo!

Restez informé

Abonnez-vous à notre newsletter pour recevoir les derniers articles directement dans votre boîte mail.